|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 avivitra
Fototeny  2vivitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Entina mamivitra, mandroritra olona na zavatra amin' ny sofiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5avec quoi on tire en pinçant, on tiraille, on soulève, on tracasse. [1.3]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)11 avivitra
Fototeny  12vivitra
Sokajin-teny  13 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14Antomotra, antsisiny kely, amorony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15Near, on the very edge, at the verge; almost come, used of a specified time.. [1.2]
Tsipelina hafa  16ambivitra

Fivaditsoratra  17 avivitra, 18 vary tavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05