Entrée ambivitra
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1]
Explications en anglais Pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2]
Explications en français Jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Entrée ambivitra (any, vivitra)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady
Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1]
Synonymes avivitra
Mots composés 

Mis à jour le 2020/07/31