Entrée |
avelo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Karazana fanahy ambanimbany, araka ny finoan' ny Ntaolo, izay tsy dia maharitra ela Ioatra aorian' ny fahafatesana; koa raha izany dia azo heverina ho fototry ny hery mahavelona (a + velona) fotsiny no nandraisan' ny taloha azy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | a spirit, soul, ghost, shade of dead or living. See ambiroa. [Richardson 1885]
|
| the soul; a spirit, a ghost [Hallanger 1973]
|
Traduction française | l'âme des morts [Hallanger 1974]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
avelo
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | [Sihanaka]
fofom-biby arahin'ny alika mihaza [Rakotosaona 1975]
|
|