|
|
|
|

Entrée1  atsofoka
Radical  2  tsofoka
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4  Ampidirina: Atsofohy ao anatin' ny hidim-baravarana ny fanalahidy sao very
Alentika: Atsofohy ao amin' ny lohanao hoe ity satroka itỳ hojerena raha sahaza anao
Aiditra: Natsofoky ny olona tao an-trano Rakoto mba tsy ho azon' ny mpanenjika azy [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :
Tous les mots composés  9  2 combinaisons de ce mot

Mis à jour le 2025/10/08