|
|
|
|

Entrée1  atosika (tosika)
Partie du discours  2  verbe passif
Explications en malgache  3  Aronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka nahandroaka azy: Natosiny aho ka lava [1.1]
4  Roahina tsy ho anisany intsony: Natosiky ny fianakaviana izy [1.1]
5  Atolotra ny fitsarana: Tsy maintsy atosiky ny fokonolona ny mpangalatra [1.1]
Explications en anglais  6  To be pushed [1.7]
Explications en français  7  Qu’on pousse, qu’on chasse de la caste, qu’on livre aux juges, (poissons) qu’on pousse vers la nasse: Natosiko kely foana izy dia lavo (Je l’ai poussé tant soit peu et il est tombé) ~ Natosiky ny ray aman-dreniny izy (il a été chassé par ses parents) ~ Natosiky ny mponina ny mangalatra (Le voleur à été livré à la justice par les habitants) [1.3#734]
8  Qu'on pousse [1.8]
Exemples  9  Kanefa Razaka aza atosika eo Ambohimalaza Andriantompokoindrindra. [2.508#]
10  Motinjavatra toy ny pensilihazo no atosika miakatra na midina, dia maty na mirehitra. [2.332#]
Morphologie 
11  Présent :
12  Passé :
13  Futur :
14  Impératif :
Mots composés 
Phytonymes 
Proverbes  17  Proverbes contenant le mot atosika

Anagrammes  18  atosika, tsaikao

Mis à jour le 2023/01/20