|
|
|
|

Teny iditra1  ato ho ato
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very
4 Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 somewhere near here; soon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 par là à côté; bientôt [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17