|
|
|
|

Teny iditra1  ati-ririnina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  3 the coldest part of winter [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4 le plus froid de l'hiver [1.8]
Ohatra  5  Rehefa tonga i Alwine de Vos, ny 1°-n' ny janoary, tamin' ny atiririnina indrindra, dia nifantina akanjo no nasaiko nataony. [1.369#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12