|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aterina |
| Fototeny | 2 atitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Entina: Naterina tany amin' ny hopitaly ilay marary
5 averina amin' ny nakana azy: Atero ny sininay nindraminareo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be offered; to be conveyed
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Qu’on offre
[1.3, 1.8] 8 qu’on conduit, qu’on porte [1.3] 9 qu'on apporte [1.8] |
| Ohatra |
10 Dia aterina lavidavitra, am-panajana, ny mpamangy.
[2.245]
11 avy any Madera amy ny Ambodirano ny solifara aterina mankeo. [2.48] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 16 aretina, aterina, 17 ietrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|