Entrée ateny (teny)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Lazaina, ambara: Tsy nahita hateny ny anao lahy nony niditra tampoka aho [Rajemisa 1985]
Morphologie 
ateny
ateniko
ateninao
ateniny
atenintsika
ateninay
ateninareo
atenin'
atenin-
atenim-
nateny
nateniko
nateninao
nateniny
natenintsika
nateninay
nateninareo
natenin'
natenin-
natenim-
hateny
hateniko
hateninao
hateniny
hatenintsika
hateninay
hateninareo
hatenin'
hatenin-
hatenim-

Mis à jour le 2020/07/31