|
|
|
|

Teny iditra 1  asio
Fototeny  2 isy
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana asiana [Fitanisana]
Ohatra  4  asio sira ny laoka [1.1]
5  asio vomanga itý sombin-tany itý [1.8]
6  asio bokotra kely itý akanjoko [1.8]
Tsipelina hafa  7 asivo
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how asio

Fivaditsoratra  asio, 9 isao

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26