|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 asidra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ranomahery faninginana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4[English acid] acid.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5acide.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Misy asidra ireo raviny ka tena manadio.
[2.356#]
7 Mino aho fa tsy nahatelina asidra ny zanakareo. [2.445#] |
| Voambolana | 8 Simia |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 adrisa, 11 asidra, 12 radisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|