Entrée arovana (aro)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tandremana sao misy mamely na manimba: Arovan' ny miaramila andro aman' alina ny tranon' ny Filoha fa matahotra izy
Sakanana, rarana: Arovany tsy avelany hivoaka ny vadiny
Alofana: Arovan' ny satroka amin' ny hainandro ny loha [1.1]
Explications en anglais To be guarded, to be protected, to be preserved, to be forbidden, to be prevented. [1.2]
 To be protected [1.7]
Explications en français Qu'on protège [1.8]
Morphologie 
Présent : arovana, arovako, arovanao, arovany, arovantsika, arovanay, arovanareo, arovan', arovan-, arovam-, arova-
Passé : narovana, narovako, narovanao, narovany, narovantsika, narovanay, narovanareo, narovan', narovan-, narovam-, narova-
Futur : harovana, harovako, harovanao, harovany, harovantsika, harovanay, harovanareo, harovan', harovan-, harovam-, harova-
Impératif : arovy
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20