Entrée aroso (roso)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary
¶ Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra
¶ Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay
¶ Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to be pushed, to be put forward
Explications en français  [Hallanger 1974] qu'on pousse; qu'on présente;
Morphologie 
aroso
arosoko
arosonao
arosony
arosontsika
arosonay
arosonareo
aroson'
aroson-
arosom-
naroso
narosoko
narosonao
narosony
narosontsika
narosonay
narosonareo
naroson'
naroson-
narosom-
haroso
harosoko
harosonao
harosony
harosontsika
harosonay
harosonareo
haroson'
haroson-
harosom-
arosoy
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31