|
|
|
|

Teny iditra1  arodana
Fototeny  2 rodana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Azera atao ambony ambany, akoa, ahotsaka: Narodan' ny tompony ilay trano teto fa hanao vaovao izy
5 Alaina mora foana satria be dia be: Arodana fotsiny ny kaki erỳ Antanetikelimay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be pushed down, as a wall [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on fait tomber, comme un mur [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 adarona, arodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12