|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aroboka |
| Fototeny | 2 roboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alentika, atsoboka, asoka ao anaty rano: Aroboka ao anaty rano mangotraka ny lamba ahina ho misy bibikely
5 Ambosina, taomina, tambatambazana hanao zavatra: Naroboky ny sakaizany izy no nahalany ringana ny fananany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be plunged into a liquid
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on plonge dans un liquide
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 12 Akobora, aroboka, 13 baoroka, 14 boroaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|