|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 arenina |
| Fototeny | 2 arina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Ajoro:
5 Areno tsara io andry io fa mitongilana 6 Atao mitovy tantana, marintampona: 7 Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano 8 Asaina mipetraka mitombina tsara: 9 Areno ny marary fa hisakafo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 to be levelled; to be set upright
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb
[1.8] |
| Ohatra |
12 arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany.
[2.117#]
13 Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo; [4.27#] 14 Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany; [2.285#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 20 anerany, arenina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|