Entrée arehitra (rehitra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Atao mirehitra, atao misy lelafo: Aza arehitra ny jiro fa mbola mazava [1.1]
Explications en anglais To be set on fire; to be lighted [1.7]
Explications en français à allumer; (colère) à atiser, (guerre) à provoquer [1.3]
 Qu'on allume [1.8]
Exemples ary nony voa tohana tsara, dia arehitra ny fototra. [2.48]
Morphologie 
Présent : arehitra, arehitro, arehitrao, arehiny, arehitsika, arehitray, arehitrareo, arehitr', arehi-, arehitry
Passé : narehitra, narehitro, narehitrao, narehiny, narehitsika, narehitray, narehitrareo, narehitr', narehi-, narehitry
Futur : harehitra, harehitro, harehitrao, harehiny, harehitsika, harehitray, harehitrareo, harehitr', harehi-, harehitry
Impératif : areheto

Mis à jour le 2023/01/20