|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 araraka |
| Fototeny | 2 raraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Alatsaka, akorotsaka, aely, ariana: Nararany teo antokonana ny rano tao an-tsinibe / Aza araraka an-tany ny anatra omen' i Dada sy Neny
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be spilled, to be scattered
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on éparpille, qu'on répand, qu'on verse
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how araraka |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|