|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antsiva
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 anjombona atao amin'ny akorandriaka [Betsimisaraka] [1.78]
4 anjombona na anjomara fanairana na filazana [Tanala] [1.78]
5 Anjombona [Bara, Tanosy] [1.78]
6 Anjombona vita amin' ny akorandriakan-dranomasina, fampiasan' ny any amorontsiraka indrindra mba hamory fokonolona. Manana anjara lehibe eo amin' ny fiarahan-javamaneno koa ny antsiva amin' ny foko sasany: sambatry ny Antambahoaka, antsan-tromba, baheza... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a shell which is blown in following the petty sovereigns in the provinces, or to assemble the people. Same as angaroha, and anjombona. [1.2]
8 a bugle made from a conch shell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 cor d'appel fait d'une conque marine [1.8]
Ohatra  10  Rahefa izany, dia noraisiny ilay antsiva teny aminy ka notsofiny inefatra toy ny taloha; [2.357#]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Voambolana  12  Feon-kira: zavamaneno
Mpanahaka  13  anjomara, 14  anjombona, 15  bingona

Teny iditra (2/2)16  antsiva
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 anjomaso [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  19 antsavy, antsiva, 20 vatsina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12