|
|
|
|

Teny iditra1  an-tsitrapo
Singan-teny  2 sitrapo
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Amim-panahy iniana, tsy terena na vozonana: Samy hafa be ny mamono olona an-tsitrapo sy ny mamono olona tsy nahy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 [an-tsitra-po] volontairement [1.3#612]
Ohatra  6  [2.508#359]
7  [2.528#81]
8  [2.445#73]
9  [2.270#132]
10  [2.245#57]
Tohi-kevitra  11 tsy an-sitrapo
Mpanahaka  12  ataoaminahy, 13  fanahyiniana, 14  inianaatao, 15  kibosaokannynahiny, 16  kiniania, 17  lolofotsymitonotena, 18  mainnyafonatsangana, 19  mandroramitsilany, 20  matindelanytoatoho, 21  matintananytoafoza, 22  mavonnynataony, 23  mpivarodranotratrorana, 24  sitraponikamisy, 25  vivynanitrika

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22