|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antsetra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ampemby [Bara] [1.78]
Voambolana  4  Haizavamaniry: ahitra
Kamban-teny rehetra  5 Maroantsetra

Teny iditra (2/3)6  antsetra
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 lefona, firombaka [Betsimisaraka] [1.78]
9 Vy miendrika lelan' angady kely izay atsatoka eo andohan' ny tehina na amin' ny vody lefona mba hanavesabesatra azy ka hahamora ny fikendrena mahitsy aminy
10 Honkon' ny zarandefona na angady [1.1]
11 angady kely fihevoana voly [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  12 a piece of iron like a small spade-blade put on the lower part of a spear-handle as a balance or ornament. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  13 pioche. [Tankarana] [1.19]
14 binette [1.13]
Voambolana  15  Fitaovam-piasana

Teny iditra (3/3)16  antsetra
Sokajin-teny  17  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  18 Manga [Tanosy] [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09