Entrée | antsamotady | |
Partie du discours | nom | |
Définition malgache | Tady voarandrana atao fandefasana vato amelezana: tokony ho roa metatra eo ho eo ny halavany ka eo afovoany, amin' ny fisasahany, izay atao hoe foitr' antsamotady no ametrahana ny vato; ny ilan' ny antsamotady dia atao miforitra a. min' ny ankikely, fa ny tendrony iray kosa izay atao hoe tsapok' antsamotady dia mivaha tsy misy mitana azy mba hahafahan' ilay vato miantoraka amin' izay kendrena hasiana [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | a sling for throwing stones [Hallanger 1973] | |
Traduction française | fronde [Hallanger 1974] | |
Citations | Proverbes contenant le mot antsamotady | |
Articles | Randzavola: antsamotady ao amin' ny Baiboly (=> fiadiana sy fiarovana) | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |