|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Antsakalava |
| Singan-teny | 2 any, 3 Sakalava |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 the Sakalava country
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 le pays des Sakalava
[3.1] |
| Ohatra |
7 Ny zanany anankiray dia toa lasa nankany antsakalava
[2.508#401]
8 Fony fahiny nisy zazavavy lasan’ ny jirika tany antsakalava [1.437] 9 Do no anaran' io biby io atý Imerina, ary any antsakalava avaratra sy andrefana no be azy indrindra [2.69#200] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|