Entrée antontanisa
Mots élémentaires antonta ; isa
Partie du discours nom
Explications en malgache Fikajiana ny hakitroka aseho amin' ny isan-jato: Raha jerena ny antontanisa nivoaka tamin' ny taona lasa iny dia mitombo ny zaza miditra an-tsekoly [1.62]
Explications en français [ antontan' isa ] Statistique [1.13]
Exemples 
1Noho izay tsy fahalalàna izay dia tafakatra 54%-n'ny ankizy no matin'ny tsy fahampian-tsakafo avokoa, araka ny antontanisa farany [4.7]
2Somary misy fahasamihafana anefa ny vidin-tsolika raha ny antontanisa etsy ambony no asian-teny [4.39]
Vocabulaire 
Synonymes statistika
Mots composés 

Mis à jour le 2023/12/24