|
|
|
|

Teny iditra1  antonona
Fototeny  2 tonona
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampy: Antonona azy ve io vary io
5 Tsy kely tsy lehibe; tsy mafy tsy malefaka, mifanentana tsara: Izay vao antonona tsara ny hafanana ~ Tsy antonona anao velively iny akanjo iny fa milobaloba aoka izany
6 Sahaza, mifanaraka tsara: Tsy antonona anao io raharaha io fa ialao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 suitable for; of a middling size; about the right thing, used of actions or things [1.2]
Ohatra  8  [2.499]
9  [1.38]
10  [2.470]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  antonona, 12 onontana, 13 tononana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22