|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  antomboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 trano tsy misy rindrina eny amin'ny tavy izay hipetrahana mandrapahavita ny vary [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  Antomboka
Sokajin-teny  5  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  6 autre nom de Diégo-Suarez (lòvoko). [Tankarana] [1.19]
Voambolana  7  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  Antomboka, antomboka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21