|
|
|
|

Entrée1  antoandrobe
Mots élémentaires  2  antoandro, 3  be
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  efa tena antoandro ny andro (9-10 ora) [1.1]
Explications en français  6  Grand jour : de huit à dix heures du matin [2.415#6546]
Exemples  7  Efa antoandrobe ny andro tamin' izany, ka efa ambony ny masoandro [2.324]
8  Misy lalamby mandalo any anaty tany, nefa mazava toy ny antoandrobe. [2.332#]
Vocabulaire  9  Temps
Synonymes  10  antoandrobenanahary

Mis à jour le 2025/10/11