|
|
|
|

Teny iditra1  an-tana-mamba
Singan-teny  2 tanana, 3 mamba
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza zavatra sendra olona masiaka tsy mamela hikofoka [1.1]
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02