|
|
|
|

Teny iditra1  antadina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 karazan'oviala fihinana raha mosarena [Betsimisaraka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  4 karazan' ny hofika any an-ala, izay alain' ny olona amin' ny mosary mba hohanina [2.165]
5 tubercules comestibles. [Tankarana] [1.19]
6 (de adina : action d'examiner avec soin ; la recherche de ces tubercules est délicate à la saison sèche quand la partie aérienne de la plante est réduite). Dioscorea antaly Jum. & H. Perrier (Dioscoreaceae). Tubercule alimentaire mais toxique si on ne le soumet pas à une ébullition répétée. [Betsileo, Tanala] [1.196]
Voambolana  7  Haizavamaniry: anana
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  antadina, 10 dian-tana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09