Entrée anontaniana (ontany)
Partie du discours verbe relatif
Explications en anglais  [1.2]
Explications en français  [1.3]
 Dont on s'informe; ce dont on s'enquiert [1.8]
Exemples 
1Ingahibe ato avaratra angamba no azo anontaniana. [2.529]
2Ataon' ise inona izany fa zava-kafa anontaniana e! [2.643]
3Sady izao koa : tsara raha mba anontaniana izay heviny. [2.4]
Morphologie 
Présent : anontaniana, anontaniako, anontanianao, anontaniany, anontaniantsika, anontanianay, anontanianareo, anontanian', anontanian-, anontaniam-, anontania-
Passé : nanontaniana, nanontaniako, nanontanianao, nanontaniany, nanontaniantsika, nanontanianay, nanontanianareo, nanontanian', nanontanian-, nanontaniam-, nanontania-
Futur : hanontaniana, hanontaniako, hanontanianao, hanontaniany, hanontaniantsika, hanontanianay, hanontanianareo, hanontanian', hanontanian-, hanontaniam-, hanontania-
Impératif : anontanio

Mis à jour le 2023/01/20