|
|
|
|

Teny iditra1  ankora
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsimisaraka] sifotra lehibe [1.78]
4 [Sihanaka] sifotra [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 a shell. (Prov.) See akora. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 [Tankarana] coquillage. [1.19]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ankora, 8 korana, 9 Nakora, 10 Okrana, 11 ranoka, 12 rokàna, 13 ronaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/05