Entrée ankoatra (ana, hoatra)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Enti-milaza toerana any ambadika: Any ankoatra ny tendrombohitra / Efa lasa any ankoatra any ilay fiaramanidina [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise beyond; over and above [Hallanger 1973]
Traduction française au-delà de [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Morphologie 
ankoatra
ankoatry
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Ka angaha ny tena mba nanana akanjo hafa ankoatry ny fanamiana tily! [Ravelomanana: Lalana, page 42]
2Ary na tsy mihaona eto aza, mihaona any ankoatra. [Rajaonarivelo: Bina, page 71]

Mis à jour le 2020/07/31