|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankitsirano |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[an-kitsirano]
3 Amin' ny fomba tsotra, tsy an-kifonofono, tsy misy olakolaka
[1.1] 4 fanahy iniana [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 délibérément
[1.13] |
| Ohatra |
6 Mbola hidina ambanimbany kokoa ve izy, ka hilaza ankitsirano ny safidiny?
[2.5#]
|
| Fivaditsoratra | ankitsirano, 7 antsionkary |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|