|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ankehitriny |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza izao vanim-potoana ivelomana izao: Betsaka ankehitriny ny tanora izay tsy miraharaha ny hevitry ny zokiolona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 now, at this time
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 maintenant, à l'époque où nous vivons, aujourd'hui
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 6 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 7 ankehitriny |
| Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
9 vanim-potoana nanomboka tamin'ny revôlisiôna frantsay 1789
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 contemporain, actuel
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|