|
|
|
|

Teny iditra1 an-kanifisana
Singan-teny  2hanifisana
Sokajin-teny  3 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4Kely raha ny hatevenany no jerena.
5kely dia kely, manify kely: An-kanifisana ny tombony azoko tamin' io raharaha io / Ankanifisana ny anjara mofon' Ibalita ka nitomany izy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6scarce. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7rare, insuffisant. [1.8]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  9 an-kanifisana, 10 fanasikinana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02