|
|
|
|

Teny iditra1  an-kamehana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 Amin' ny fomba maimaika tsy voaomana tsara: An-kamehana ny nandraisanareo ny solontenako ka tsy faly aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 (ankamehana) see maika. [1.2]
5 (ankamehana) in a hurry, as an emergency measure [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 (ankamehana) en cas d'urgence; urgent ; à la hâte [1.8]
Ohatra  7  [4.27#2007/03/21]
Kamban-teny rehetra  8 batemy an-kamehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/22