|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 anjananjana |
| Fototeny | 2 anjana |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Halavana, fijoro
[1.1] 5 Bikana, ranjanana, tomady [2.285] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 well-formed, noble in mien, of an imposing appearance.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 belle taille, beau port
[1.3] 8 qui a une belle taille, un port agréable [1.196] |
| Ohatra |
9 hany ka tsy fantatra izay reniny sy ny zanany izy mianaka fa samy anjananjana.
[2.285#63]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 11 anjana |
| Teny iditra (2/4) | 12 anjananjana |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan' ny aty rindrin' ny aritera (Cassia alata)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 a plant common in rice-grounds
[Betsileo]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 Cassia alata L. (Fabaceae)
[Tanala, Merina]
[1.196] |
| Voambolana | 17 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/4) | 19 anjananjana |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano noho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 a hard-wooded tree used in house-building. Leptolaena pauciflora, Baker.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 nom d'une espèce d'arbre.
[Tankarana]
[1.19] 24 appellation botanique: Leptolaena multiflora [2.612] 25 Leptolaena multiflora Thouars et Leptolaena pauciflora Baker ainsi que Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae) [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196] |
| Voambolana | 26 Haizavamaniry |
| Tovy hevitra | 27 amaninaombilahy, sarifatra |
| Mpanahaka | 28 amaninaombilahy, 29 sarifatra |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (4/4) | 33 anjananjana |
| Sokajin-teny | 34 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
35 Nom donné à de nombreux arbres et arbustes, notamment : Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae)
[Betsileo]
[1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | anjananjana, 38 anjanjanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|