|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anindrana
Singan-teny  2 any, 3 indrana
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 jereo indrana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 in the coastal regions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 dans les régions côtières [1.8]
Ohatra  8  Tamin' ny 1818, dia tonga tany anindrana Atsinanana Sylvain Roux. [2.113#]
9  Raha tany anindrana aho no nampijalianao toy izao, dia ho sarotra tamiko ny handao anao. [2.285#]
10  Ny amin' ny tany anindrana, dia mbola tsy misy vita an-tsoratra mihitsy hatramin'izao momba izany. [2.298#]

Teny iditra (2/2)11  añindraña
Sokajin-teny  12  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13 an-tsisiny, atsimompatana, andohafatana, avara-patana [Betsimisaraka] [1.78]
[añindrana] 14 anila, ankila [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  añindraña, anindrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20