|
|
|
|

Teny iditra1  angoronan-damba
Singan-teny  2 angoronana, 3 lamba
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza olona mampiahiahy fatratra fa efa fantatra ho mpangalatra ka raha vao mandalo dia tsy tratra ahoron' ny olona ny lambany sao angalariny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12