|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  angony
Fototeny  2 angona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana angonina [Fitanisana]
Ohatra  4  angony tsara ny taolako. [1.508#]
5  angony eo aloha ny vato alohan' ny hihadiana ny fototra [1.1]
6  Dia hoy izy roa lahy sy Rampamelombelona tamin-dRampilomano : "' Ndeha angony ireny taolany ireny! [2.69#]

Teny iditra (2/2)7  angony
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny frantsay  9 tubercule comestible. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  10  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  11 angona

Fivaditsoratra  12 angino, angony, 13 gonina, 14 nginao, 15 ongina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12