|
|
|
|

Entrée1  angidina
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  bibikely lavalava vatana, manana elatra manify dia manify roa mifanaingina andaniny avy, ary manidintsidina eny ambony rano. (Ny ondrindrano izay mivelona any anaty rano no miofo ho angidina [1.1]
Explications en anglais  4  a species of dragon-fly. Libellula sp. [1.2]
5  a dragonfly [1.7]
Explications en français  6  libellule [1.8]
Tous les mots composés  7  4 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  8  Zoologie: invertébrés
Analogues  9  ondrindrano
Proverbes  10  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  11 adingina, 12 angidina

Mis à jour le 2025/10/08