Entrée anerany (erana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Teny fampiasa mandrakariva miaraka amin' ny tsy, ka ilazana zavatra be dia be, tsy tambo, tafahoatra ny mety: Tsy anerany ny hafanana aty aminareo izany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise tsy anerany: beyond all measure, unreasonable [Hallanger 1973]
Traduction française tsy anèrany: au-delà de la mesure, outre mesure [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2020/07/31