Teny iditra andrianaivo (andriana, ivo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teny fanajana ilazana ny zanakalahy eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy ao amin' ny fianakaviana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The name of the second eldest son in a family. [1.2]
Voambolana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31