|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andriamborivory |
| Singan-teny | 2 andriana, 3 vorivory |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Mpaniaka mandidy tokana, izany hoe mandidy araka ny sitrapony
6 mpanao jadona, mpanao teny tsy valiana, mpandidy tokana, mpandidy tsy zehena, tsy refesi-mandidy [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 souverain, noble despote, violent
[1.3#42] 8 Prince violent et despote. Sens général : agir par la force, avec violence, en abusant de sa puissance [2.415#469] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|