|
|
|
|

Entrée1  andrenesana (re)
Partie du discours  2  verbe relatif
Explications en anglais  3  the situation in which hears someone or something [2.931]
Explications en français  [1.3#519]
Exemples  4  Maro karazana no andrenesana ny toetrany amy ny filany. [2.59#]
5  Mangidy andro andrenesana matetika ny filazana ny marina; [2.285#]
6  Diska andrenesana tsara ny fanonona marina ny teny rehetra. [2.332#]
7  Dia mampiandrandra ny maso ho any amin' ny avo izany, ka andrenesana ilay teny soa mahefaly hoe: [1.38]
8  Raha mba manana anadahy mantsy hianao, anaka, ka nahafaly ny andrenesana azy vita fianarana amin'ny sekoly ambony any Antanana, sady mahafapo ny vazaha sy ny mpampianatra ny fitondrantenany! [2.324]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  14  Proverbes contenant le mot andrenesana

Mis à jour le 2022/10/14