|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andray |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tenim-piontanana enti-milaza fahatairana:
4 Andray! Loza inona itỳ nataonao, Rasoa! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 an exclamation of surprise. In truth! Indeed! Oh!
[1.2] 6 oh! indeed! [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 ah ! vraiment !
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 8 ana-dry, andray, 9 andria, 10 darina, 11 nadira, 12 ridana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|