Entrée andrasana (andry)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy
Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io
Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy
Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona [1.1]
Explications en anglais To be watched, to be waited for [1.2, 1.7]
 To be tended; to be expected. [1.2]
Explications en français Qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille [1.8]
Exemples 
1Andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472]
2Andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117]
Morphologie 
Présent : andrasana, andrasako, andrasanao, andrasany, andrasantsika, andrasanay, andrasanareo, andrasan', andrasan-, andrasam-, andrasa-
Passé : nandrasana, nandrasako, nandrasanao, nandrasany, nandrasantsika, nandrasanay, nandrasanareo, nandrasan', nandrasan-, nandrasam-, nandrasa-
Futur : handrasana, handrasako, handrasanao, handrasany, handrasantsika, handrasanay, handrasanareo, handrasan', handrasan-, handrasam-, handrasa-
Impératif : andraso
Autres orthographes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/21