|
|
|
|

Teny iditra1  andevon-drazana
Singan-teny  2 andevo, 3 razana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5 esclave dont la famille sert ou a servi celle du maître de génération en génération [1.3]
Ohatra  6  raha manao ratsy ny tompo ny izy, dia amidy ny tompony — na andevondrazana, na lova, na hafatra ny razana, ka natao ny razana hoe "aza amidy fa nanao soa anay" ka raha manao ratsy amy ny zaza mandimby, dia mahazo mivarotra azy ny zaza mandimby [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12