|
|
|
|

Teny iditra1  andeha
Fototeny  2 leha
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandeha [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 mampanao asa olona, mitovy amin' ny hoe "mandehana":
5 Andeha milalao amin' izay ianareo, rankizy
6 Mitaona olona hiara-hanao asa iray amin' ny tena izay miteny:
7 Andeha hilalao amin' izay isika, rankizy
8 (tsara homarihina, araka ireo ohatra roa ireo, fa amin' ilay hevitra voalohany (fandidiana), dia atao milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka ny "andeha na ndeha", fa amin' ilay faharoa kosa (fitaomana), atao milaza ny ho avy) [1.1]
9 Teny enti-mandidy, (eo alohan' ny milaza ny ankehitriny): Andeha mianatra ianareo fa ampy izay enim-bolana tsy nianarana izay
10 Enti-mitaona (eo alohan' ny milaza ny ho avy): Andeha hianatra isika fa miandry antsika ny tanindrazana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 [An irregular Imperative of mandeha, to go.] Let us go, let us be off. It is often followed by another verb, as andeha mody, Go home. See leha [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  12 [impératif irrégulier] allons, allez, va [1.3#397]
Ohatra  13  andeha mandeha (Allez-vous-en) [1.3#397]
14  andeha handeha (Allons-nous-en) [1.3#397]
15  andeha velomy, ilay ity! [2.298#129]
16  andeha fa ho hitan' ialahy. [2.643#61]
17  loza ialahy izany raha andeha. [2.69#185]
18  andeha hiverina fa diso lalana isika. [2.895#53]
Tsipelina hafa  19 ndeha
Kamban-teny rehetra  20 andeha handoa-danitra aiza aho
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  andeha, 22 dehana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17