|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andefasana |
| Fototeny | 2lefa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Nandefasako basy iray vava ny fahavalo ka maty ny anankiray (J'ai tiré contre les ennemis un coup de fusil qui en a tué un).
[1.3#395] |
| Ohatra |
5 tsy hilalao no andefasana anao any fa ny hianatra (na ny hiasa, ny hikarama).
[2.470]
6 Raha mitifitra izy mba tifirina, raha mandefa baomba izy mba andefasana baomba. [2.472] 7 Anarana sy adiresin'ny andefasana ary ny mpandefa no soratana amin'io faritra io. [2.117#] |
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 12andefana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|